| Teny iditra |
 |
ranavalona > Ranavalona
|
| Sokajin-teny | |
anaran-tsamirery (tantara)
|
| Famaritana malagasy | |
Ranavalomanjaka I (±1782-1861/08/16, manjaka 1828-1861) ¶ Araka ny hafatr' Andrianampoinimerina dia Imavo,
vadiben-dRadama no nandimby an-dRadama. Zafin' olo-mirahavavy
Radama sy Imavo ary samy notezain' Andrianampoinimerina.
Rehefa nanjaka Imavo dia niova anarana hoe Ranavalomanjaka,
dia nampamonoina ny havan-dRadama sy ny olon-tiany izay nataony
fa hanelingelina azy amin' ny fanjakana... [Fagereng: Tantara]
|
| Voambolana | |
| Sary | |
|
|
| Teny iditra |
 |
ranavalona > Ranavalona
|
| Sokajin-teny | |
anaran-tsamirery (tantara)
|
| Famaritana malagasy | |
Ranavalona II (1829-1883/07/13, manjaka 1868-1883) [3.1]
|
| Voambolana | |
| Sary | |
|
|
| Teny iditra |
 |
ranavalona > Ranavalona
|
| Sokajin-teny | |
anaran-tsamirery (tantara)
|
| Famaritana malagasy | |
Ranavalona III (1861/11/22-1917/05/23, manjaka 1883-1897) [3.1]
|
| Voambolana | |
| Teny nalaina | |
| Sary | |
|
|