|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ranao |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3zaobavy.
[1.476] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a word for zaobavy.
[Provincial]
[1.2] |
| Voambolana | 5 Fifandraisana: fianakaviana |
| Teny iditra (2/2) | 6 ranao |
| Sokajin-teny | 7 anarana ra sy mpisolo |
| Fanazavàna teny anglisy |
8your blood.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9ton sang, votre sang.
[3.1] |
| Ohatra |
10 Mba ra malagasy ihany anefa ny ranao, ry Ikotofetsy, ka dia sahy mandroso ny Malagasy mpiray tanindrazana aminao hopotehin' ny balan' ny mitrailleuses gouvernementales, toy izao!
[2.285#]
|
| Fivaditsoratra | 11 anaro, 12 arano, 13 Arona, arona, aroña, 14 orana, 15 ranao, 16 raona, 17 roaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|