|
|
|
|

Teny iditra1  Ranandria
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Sakalava] Teny fanajana iantsoana ny olona izay itenenana, toy ny "Andriamatoa, Ramatoa": Mba omeo rano aho, Ranandria [1.1]
4 [Tanosy] tompokolahy [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5 [Provincial] A word for raondriana [1.2]
Voambolana  6  Teny fanajana

Fivaditsoratra  7 andranary, 8 andrirana, Ranandria, 9 randriana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04