|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ramy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ditin-kazo fanembohana sady fampiasa koa hanosorana ny fandidian-dokanga.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4gambodge.
[1.2] |
| Teny iditra (2/2) | 5 ramy |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7Hazo lehibe fahita amin'ny faritra atsinanana sy andrefan'ny Nosy, fanaovana lakana -- noho izy mety ho be velarana -- sy izay faritra tsy hita maso amin'ny fanaka (toy ny vatasarihana); fa ny tena ahafantaran'ny maro ny ramy dia ny ditiny anaovana emboka manitra.
8(Canarium Madagascariense). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9a tree from which oozes gambodge, also called Ramy.
10It is burned sometimes by the Betsileo during the ceremony of Salamanga; and is used by them to anoint their idols. 11The Sakalava use it for anointing their idols and amulets; they also burn it as incense; the wood they use for making canoes. 12(Bets. 13And Sak.). [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14Nom de plusieurs grands arbres et de la résine parfumée, sorte d'élémi qu'ils produisent).
15Canarium boivinii Engl. 16et Canarium madagascariense Engl. 17(Burseraceae). 18Beaux arbres, très recherchés autrefois pour creuser des pirogues monoxyles. 19Le bois peut être déroulé et servir à faire des contreplaqués. 20On l'emploie aussi à faire des allumettes, des manches de couteau et de petits objets de tabletterie. 21La résine blanche à l'état frais, d'odeur très agréable, est surtout constituée d'amyrine, et d'acide élémadiénolique. 22On lui prête de grandes vertus cordiales lorsqu'elle est macérée dans une boisson alcoolique. 23C'est aussi un cicatrisant majeur. 24On en fait des bains de vapeur, à titre préventif, contre les maladies infectieuses. 25C'est souvent cette résine qu'on brûle dans les églises à la manière de l'encens.. [Merina, Bezanozano, Betsileo, Tanala] [1.196] |
| Ohatra |
26 Ny ramy no tsy nahitana mihitsy.
[2.472]
|
| Voambolana | 27 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Kamban-teny rehetra | 28Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 29 Amrì, 30 mary, 31 Mira, mira, 32 Myra, 33 ramy, 34 rima, Rimà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|