|
|
|
|

Teny iditra1 ramitambina
Singan-teny  2ra-, 3mitambina
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Anaran-javamaniry hita maniry eny ambonin' ny angavodiana.
6(Loranthus). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7a parasitic plant found on the angavodiana.
8(Vak.
9Ank.
10) Loranthus sp.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11(de mitambina : action de soutenir quelqu'un pendant sa maladie, de le soulager).
12D'après Malzac : « Plante parasite qui pousse sur l' angavodiana ; espèce de Loranthus sp. ».. [Merina] [1.196]
Voambolana  13 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12