|
|
|
|

Teny iditra1 ramiary
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Anaran-javamaniry misy voniny fotsifotsy lehibe, fahita matetika eny amin' ny tany mando.
4(Datura stramonium). [1.1]
5karazan-javamaniry fanamboarana fanafody. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6the thorn apple.
7Datura alba.
8Nees.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9datura stramonium. [1.13]
10voir ramiarana: cette orthographe est à préférer d'après le Firaketana Malagasy Tome 5, p.
11141. [1.196]
Voambolana  12 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody

Fivaditsoratra  13 miarira, 14 miraria, 15 ramiary, 16 ramiria

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12