|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rameva |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazam-biby mandinika avy any Asia misy trafony anankiroa.
4Ny rameva dia ataon' ny olona fitaingina, nefa fihinana tsara koa ny henany ary manome ronono koa aza izy; ankoatra izany, mbola azo ampiasaina ny hodiny sy ny volony.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5A camel.
6See angamenavava, angamia. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7chameau.
[1.54] |
| Voambolana | 8 Haibiby: mampinono |
| Mpanahaka | 9 angamenavava, 10 angamia |
| Lahatsoratra | 11Randzavola: rameva ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|