|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 rambony
Fototeny  2rambona
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana rambonana [Fitanisana]
Tovy hevitra  4rambosy

Teny iditra (2/2)5 rambony
Sokajin-teny  6 anarana rambo sy mpisolo
Ohatra  7 Kitoza tsy maimbo ny rambony; [2.69#]
8 Fihinana ihany koa ny henany, indrindra fa ny rambony. [2.117#]
9 amin' ny rambony no anombohany azy ary fy dia fy aminy ery ilay zava-mora tsy dia inona loatra amin' ny mpanana. [2.470]

Fivaditsoratra  10 rambony, 11 rimbona, 12 rombina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10