|
|
|
|

Teny iditra1 rambiazina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Anaran-javamaniry madinika izay manipofona ny raviny rehefa kosokosehina, fanao tambavy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a sweet-scented shrub used as a disinfectant.
5Stenocline incana (?) Baker.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6(déformation du nom précédent, ou de rambazina).
7Helichrysum bracteiferum (DC) Humbert et Helichrysum gymnocephalum (DC) Humbert (Asteraceae).
8On donne aussi plus rarement ce nom à Vernonia trinervis Drake (Asteraceae).
9Toutes plantes à essence et médicinales.
10Malzac écrit « arbuste odoriférant », ce qui est exact.
11Mais aussi « espèce de Sauge », ce qui est erroné.. [Merina, Sihanaka, Bezanozano, Betsileo] [1.196]
Ohatra  12 Ny rambiazina no mamerovero an-tanety
ny tongolo no manitra voasary
[2.131]
Voambolana  13 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Kamban-teny rehetra  14rambiazindrano
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08