|
|
|
|

Teny iditra1 rambaramba
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan-kalesy tsy misy kodiarana fa taritina fotsiny amin' izao ary ampiasaina hitondrana vatom-pasana; indraindray koa anefa ny rambaramba dia hazo boribory fotsiny atao tsikalana amin' ny zava-mavesatra tsy zaka bataina fa taritina ka mikodiadia ireo hazo ireo rehefa taritina na atosika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the rough wooden carriage used in dragging stones.. [1.2]
Voambolana  5 Fitaterana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12