|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ramangorona
Singan-teny  2ra, 3mangorona
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Zavamaniry madinika izay raha vao voatohina dia mihorona. [1.1]
Voambolana  6 Haizavamaniry: ahitra
Mpanahaka  7 ambatofotsikely, 8 kelimanjakalanitra, 9 mihoronkorona, 10 modimodia

Teny iditra (2/2)11 ramangorona
Singan-teny  12ra, 13mangorona
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny malagasy  15Biby be misambotra ary mandentika any anaty rano araka ny voalazan' ny angano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16A mythical person.. [1.2]
Voambolana  17 Finoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31