|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Ramandiamanana Alfred |
| Singan-teny | 2Ramandiamanana |
| Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ramandiamanana Alfred (1886-1938/05/17) (DMN, Ramangamalefaka).
[3.1] 5Mpanoratra tantara foronina mahay mitsikera toetr' olona aoka izany. 6Anarana indrana: DMN, Ramangamalefaka. [2.313] |
| Voambolana | 7 Haisoratra: mpanoratra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|