|
|
|
|

Teny iditra1 Ramaka
Singan-teny  2ra-, 3maka
Sokajin-teny  4 anarana hita ao amin' ny ohabolana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5Anaran' olo-nalaza fahiny ho mpandoro trano.
6fitenenana: Nandalo Ramaka ka may ny tanàna. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7[Maka (aka), to fetch.] The name of a mythical incendiary.. [1.2]
Voambolana  8 Finoana
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 kamara, 11 karama, 12 makara, 13 Ramaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02