|
|
|
|

Teny iditra1 rakofana
Fototeny  2rakotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana zavatra eo ambony mba tsy hahitana azy na hiarovana azy amin' ny hatsiaka...: Rakofy io zaza io sao mangatsiaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5see Rakotra. [1.2]
6to be covered. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on couvre. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 fanakora, 13 fanaroka, 14 fanoraka, 15 karofana, 16 rakofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12