|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rain-jaza |
| Singan-teny | 2ray, 3zaza |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza a) ny lehilahy manao hasoavana ny zazalahy iray (ka nanangana azy mihitsy tamin' ny andro taloha); b) ny rain' ny zazavavy ampakarina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6(rainjaza) The person who acts as the father in the ceremonies of circumcision; applied to the parent who carries the child during circumcision ceremonies; also one who gives a child away in marriage..
[1.2] |
| Voambolana | 7 Fifandraisana: fianakaviana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|