|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 rainiolona |
| Singan-teny | 2ray, 3olona |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Anarana nomena ny miaramila mpitifitra amin' ny tafondro taloha.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6artillerymen.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7les artilleurs.
[1.3] |
| Ohatra |
8 Nony vita izay, voatendry hoamin' ny antokon' ny rainiolona izy, ka amin' ny sokajin' ny tafondro marovava.
[2.472]
|
| Voambolana | 9 Miaramila |
| Teny iditra (2/2) | 10 rainiolona |
| Singan-teny | 11ray, 12olona |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
14The elders of a tribe or town, the chief tribe.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[rain' ny olona]
15les plus anciens de la ville, de la caste; la caste la plus ancienne.
[1.3] |
| Ohatra |
16 Andriamparaua dia ao Soavinarivo ny itoera' ny sy ilevena' ny, io no renivohitra amy ny Tantsalia, sy ao koa no rainiolona amy ny vahoaka;
[2.48]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|