|
|
|
|
Teny iditra
1
raingetina
Fototeny
2
rain
gitra
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Entina, rongotina.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
raingetina
, raingetiko, raingetinao, raingetiny, raingetintsika, raingetinay, raingetinareo, raingetin', raingetin-, raingetim-, raingeti-
6
Ny lasa :
noraingetina, noraingetiko, noraingetinao, noraingetiny, noraingetintsika, noraingetinay, noraingetinareo, noraingetin', noraingetin-, noraingetim-, noraingeti-
7
Ny hoavy :
horaingetina, horaingetiko, horaingetinao, horaingetiny, horaingetintsika, horaingetinay, horaingetinareo, horaingetin', horaingetin-, horaingetim-, horaingeti-
8
Filaza mandidy :
raingeto
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12