|
|
|
|

Teny iditra1 rain-jaza
Singan-teny  2ray, 3zaza
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza a) ny lehilahy manao hasoavana ny zazalahy iray (ka nanangana azy mihitsy tamin' ny andro taloha); b) ny rain' ny zazavavy ampakarina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6(rainjaza) The person who acts as the father in the ceremonies of circumcision; applied to the parent who carries the child during circumcision ceremonies; also one who gives a child away in marriage.. [1.2]
Voambolana  7 Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12