|
|
|
|

Teny iditra1 raiki-trosa
Singan-teny  2raikitra, 3trosa
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ananan' olona trosa be ka tsy mahaloa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6Having got into debt. [1.2]
7in debt. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8endetté. [1.3#716, 3.1]
9qui ne fait pas face à ses dettes. [1.3#716]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12