|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 raiki-tampisaka |
| Singan-teny | 2raikitra, 3tampisaka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ilazana ireo olona mahia tsy mahazo aina fa kaozatra eny mandrakariva; enti-milaza koa toetra na aretina tsy afaka amin'ny olona iray intsony.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6very thin, tuberculous.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7tuberculeux, en proie à une maladie chronique.
[1.8] |
| Voambolana | 8 Fahasalamana |
| Tsipelina hafa | 9raiki-tapisaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|