|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 raiketra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazan-tsilo fanaon' ny olona fefin-tokontany sy vala; noho ny raviny matevina sy be rano, dia izy no ataon' ny olona sakafon' ny biby -- na fanaon' ny olona sakafo koa aza -- any amin' ny tany kely ranonorana ka tsy misy voly maniry.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4raiketa.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5cactus.
[1.5] |
| Voambolana | 6 Haizavamaniry: hazo |
| Tsipelina hafa | 7raiketa, raketa |
| Fivaditsoratra | 8 erikatra, 9 katirera, 10 raiketra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|