|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 raike |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3iray, tokana: Ba añapetraho raike aho laha mienga anao (mba ametraho iray aho raha lasa ianao).
[Tanala]
[1.78] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 7 areky, 8 arike, 9 erika, 10 irake, 11 raike, 12 riake |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|