|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 raikabaoty |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3[angl.
4right about] Baiko-miaramila izay andidiana ny miaramila hampitambotsotra ny tongotra havanana ka hitodika miankavia. [1.1] |
| Voambolana | 5 Miaramila |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|