|
|
|
|

Teny iditra1 rahefa avy
Singan-teny  2rahefa, 3avy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Enti-milaza ny zavatra natao talohan' ny zavatra hafa iray: Rahefa avy nisakafo izahay, dia nitsangantsangana teny amoron-dranomasina. [1.1]
Tovy hevitra  6rehefa avy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12