|
|
|
|

Teny iditra1 raharahaina
Fototeny  2raharaha
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Karakaraina: Tsy noraharahainy ny fambolena nataony ka levona fotsiny.
5Atao ho zavatra: Tonga teo aho fa tsy noraharahainy akory. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be made a matter of business. [1.2]
7to be directed, to be looked after (ot business affairs, etc.). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on dirige, qu'on surveille. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 iraharahana, 15 raharahaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02