|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 radio
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[frantsay radio, izay fanafohezana ny hoe radiodiffusion] fandefasana onja tsy hita maso atao hoe onja "hertzienne", izay azo avadika ho feo ka entina hilazana vaovao, na tantara na lahateny: Tsy nihaino radio aho aninaraina. [1.1]
4fitaovana fandraisana na fandefasam-peo. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5radio. [1.13]

Teny iditra (2/2)6 radio
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8[frantsay radio, izay fanafohezana ny hoe radiographie] fitarafana zavatra tsy tantera-pahazavana, toy ny nofo, taolana, ka ahazoana mitsabo faritra marary any anaty: Efa natao radio ny tongony tapaka. [1.1]

Fivaditsoratra  9 doria, 10 odira, 11 radio, 12 radoy, 13 riado

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12