|
|
|
|

Teny iditra1 raba
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fandehandehanana atsỳ sy arỳ tsy misy fieritreretana, tsy misy kitotony; fanaovan-javatra tsy amim-piheverana, kitoatoa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4action d'aller, de marcher, d'agir sans réflexion, sans ordre. [1.3]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  6rabaraba
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  8 bara, Bara, 9 raba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03