|
|
|
|

Teny iditra1 R    r    
Sokajin-teny  2 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3Tarehintsoratra fahenina ambin'ny folo ary renisoratra faharoa ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy.
4Amin'ny fanakambanan-teny, ny r dia lasa dr: tapaka roa = tapa-droa; toy izany koa raha mitovona man mba hanaovana matoanteny: man + ray = mandray.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5the sixteenth letter of the Malagasy Alphabet.
6It is produced as r in rare.It is never lost in combination with other words.
7When a word is ending in -NA (or -ny) is joined to one commencing with r, d is inserted to the bridge over the sound of n and r, as: Tanan-droa [tanana and roa].
8When a word ending in -ka or-tra is joined with another commencing with r, the -ka or -tra is omitted, and d is again prefixed to the r, as: Satro-dRabe [satroky or satroka and rabe], avara-drova [avaratra and rova].
9When the verbal prefix Man- is added to words beginning with r, d is inserted, as Mandre [Man- and re].. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10Seizième lettre et douzième consonne de l'alphabet malgache.. [1.3]
Mpanahaka  11 abidy
Tsanganana sy sary iray takila  12 Ny abidia
Lahatsoratra  13Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02