|
|
|
|

Teny iditra1 pôtasy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[frantsay potasse] Vongana fotsy mora levona ao anaty rano, fanadiovana ny lamba mainty ary miditra amin' ny fanaovan-tsavony. [1.1]
4alkalia misy pôtasiôma. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5potasse. [1.13]
Voambolana  6 Simia

Fivaditsoratra  7 pôtasy, 8 sapoty

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12