Teny iditra | prôzesterônina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Hôrmônina avy amin'ny fihary tsirivavy mandritra ny ambaratonga faharoan'ny tsingerim-padimbolana [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Progestérone [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |