|
|
|
|

Teny iditra1 protestanta
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Antokom-pivavahana kristianina niforona tamin' ny taona 1530; ireto avy ny fotokevitra mampiavaka ny Protestanta sy ny Katolika: fiheverana fa samy mandray ny Soratra Masina araka ny fitsilovan' ny Fanahy Masina azy ny olona tsirairay -- fa ny finoana dia ampy hahavonjy -- tsy misy afa-tsy Sakramenta roa: ny batisa sy ny fanasan' ny Tompo -- Andriamanitra irery no ivavahana sy omem-boninahitra ka voahataka araka izany ny fanajana amam-pangatahana amin' i Masina Maria sy ny Olomasina -- tsy ekena ny konfesy na filazana ny fahotana mba hahazoana ny famotsorana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4Protestant. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5protestant. [1.8]
Voambolana  6 Fivavahana
Tsipelina hafa  7protesta

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12