|
|
|
|

Teny iditra1 prezi
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[fr, président] Teny fanajana fiantsoana ny lehibem-pikambanana, na izay mitari-draharaha amin' ny fivoriana: Mazàna ny Prezidà no fidin' ny mpikambana ao amin' ny fikambanana.
4Filoham-panjakana ambony indrindra: Handalo ny Prezidà ka diovy tsara ny tanàna. [1.1]
Voambolana  5 Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12