|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 praiminisitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3[angl.
4prime minister] Olona voatendrin' ny filoham-pirenena ho lehiben' ny governemanta; samy mahazo mitarika ny fivorian' ny governemanta, na ny filoham-pirenena (fivorian' ny minisitra no iantsoana ny fivoriana amin' izay) na ny praiminisitra (fivorian' ny kabinetra kosa no iantsoana an' izany). [1.1] |
| Voambolana | 5 Pôlitika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|