|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 potsirina |
| Fototeny | 2potsitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tsindronina dia vaky, loahana: Nopotsirin' ny ankizy ny mason' ilay voronkely.
5Vakina: Nopotsirin' ny dokotera ny vay teo amin' ny feny. 6Aseho miharihary: Nopotsiriko ny laingandRakoto ka ana foana teo izy. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 pisarinto, 13 potsirina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|