Teny iditra | portorikanina | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny firenena monina amin' ny tany atsinanan' i Haïti: Zanatany ela espaniola ny Portorikanina Momba an' i Portorikò, an' i Portorikò na avy any Portorikò: Mandray vokatra betsaka portorikanina ny Etazonia, toy ny kafe, siramamy ary voankazo [1.1] | |
Puerto Rican [1.1] | ||
Portoricain, portoricaine [1.1] | ||
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Ny fihaviany | Frantsay: portoricain. | |
Mpanahaka | Portorikò | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |