|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 porizenitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fanomezam-boninahitra ataon' ny miaramila amin' ny mpanjaka na ny mpitondra ambony.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4la présentation des armes en l'honneur du souverain ou d'un gouvernement.
[1.3#492] |
| Ohatra |
5 dia nanao porizenitra izy
[2.366]
6 Dia nataon'ny Prime Minister ny porizenitra [2.59] 7 Tamin' izay, ny Premier Ministre dia nibaiko nanao porizenitra Andriana [2.649] 8 Rahefa vita ny porizenitra, dia nanao fanazavana, momba ny hataon' ny miaramila roa tonta [2.270] |
| Kamban-teny rehetra | 9porizenitr' andriana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|