|
|
|
|

Teny iditra1 poloney
Sokajin-teny  2 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Polonina: olona mahery fo ny Poloney.
4Momba an' i Polonina, an' i Polonina na avy any Polonina: Sambany nisy Papa poloney tamin' ity taonjato ity. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a Pole.
6polish. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7un polonais, une polonaise.
8polonais, polonaise. [3.1]
Voambolana  9 Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  10 polonina, 11 polonina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02