|
|
|
|

Teny iditra1 polisa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[fr.
4pouls] Fitepon' ny fo manosika ny ra, izay mora heno indrindra eo amin' ny hato-tanana anoloana: Ny isan' ny polisa ho an' ny olona salama dia eo amin' ny 72 isa-minitra eo.
5/ Mitsapa polisa
. [1.1]
Voambolana  6 Fahasalamana

Fivaditsoratra  7 lasopy, 8 polisa, 9 salopy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12