|
|
|
|

Teny iditra1 poizinina
Fototeny  2poizina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana poizina: Nopoizininy ny sakafo narosony ho azy.
5Omena poizina: Poizino io alika io fa romotra. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12