|
|
|
|

Teny iditra1 poirina
Fototeny  2poitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Loarana avy any anaty zavatra mba hiseho: Poiro amin' ny fangady io vato io.
5Esorina amin-kery: Poirina ny hidin-trano. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12