|
|
|
|

Teny iditra1  poika
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana
Fanazavàna teny malagasy  3  Teny ataon' ny ankizy entiny mandà izay lazaina aminy: Bozy a, indriako, hono, no namaky ity fitaratra ity? Poika! izaho tsy nahalala ny fisian' io fitaratra io akory [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  4  Ny tenim-piontanana rehetra

Fivaditsoratra  5  Ikopa, kipao, kipoa, kopia, pioka, poika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31