|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 poaketra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3[anglisy pocket] Karazana lasaka kely mazàna vita amin' ny hoditra, fitondran' ny vehivavy an-tanana ka ataony fasiana ny zavajavatra madinika tsy misaraka aminy, toy ny mosara, vola, sns.: Nanjary fomban-kaingon' ny vehivavy ankehitriny ny poaketra noho ny bikany sy ny hasarobidin' ny zavatra nanaovana azy.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 4poketra |
| Fivaditsoratra | 5 poaketra, 6 poretaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|