|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 poa-bary |
| Singan-teny | 2poaka, 3vary |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ny vary akotry atono eo am-patana ka mipoapoaka.
6enti-milaza ny poa-basin' ny miaramila izay miara-mirefodrefotra tsy araka ny baiko nomena azy. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7pétillement du riz qu'on grille.
8coups de fusil tirés sans aucun ordre par plusieurs soldats. [1.3] 9(de poaka : petite explosion ; et vary : riz). 10Riz décortiqué dont les grains sont torréfiés à sec : ils éclatent comme ceux du « pop-corn », d'où le nom. 11Objet d'un petit commerce.. [1.196] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|