|
|
|
|

Teny iditra1 poa-taho
Singan-teny  2poaka, 3taho
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5taho tsy misy atiny; hazo tsy misy atiny toy ny volotsangana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6hollow-stemmed, as a rush. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7dont la tige est creuse, comme celle du bambou. [1.3]
8(de poaka : creux, vide ; et taho : tige): à tige creuse, fistuleuse; chaume.
9Nom général des plantes comme le bambou, les grandes Poaceae, dont les entre-noeuds successifs sont vides.
10Comparer à poakaty.. [1.196]
Voambolana  11 Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12