|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 poa-maso |
| Singan-teny | 2poaka, 3maso |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5toka-maso.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6having lost an eye.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7borgne.
[1.3] |
| Ohatra |
8 Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy.
[2.332#]
|
| Voambolana | 9 Fahasalamana |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 poa-maso, 12 soa am-po |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|