|
|
|
|

Teny iditra1 pnemônia
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Aretina avy amin' ny mikraoby manokana mpamely ny havokavoka: tampoka ny fiaviany, mangatsiaka mafy ny tena ary tsaroana misy maharary mafy ao amin' ny tratra toy ny misy manevitevika; sarotra ny fiainana; misy kohaka fohy ary ny rehoka mivolona harafesina. [1.1]
4karazana aretin'ny havokavoka. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5pneumonie. [1.13]
Voambolana  6 Fahasalamana
Tovy hevitra  7amonia, tevika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12