|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 pne |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3[fr.
4pneu] Fingotra mafy vita boribory misy fingotra manify mibontsin-drivotra ao anatiny, fanaovana kodiaran' ny fiarakodia sy ny fiaramanidina. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|