|
|
|
|

Teny iditra1 plevra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fonon' ny havokavoka, izay roa sosona ka ny sosona anatiny miraikitra amin' ny havokavoka ary ny ivelany amin' ny haran-tratra; eo anelanelan' izy roa, misy rano izay manarona ny hetsiky ny fiaina. [1.1]
4fonon'ny havokavoka. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5plèvre. [1.13]
Voambolana  6 Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12