|
|
|
|

Teny iditra1 planety
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[fr.
4planète] Ireo vongana goavana (anisan' izany ny tany) entin' ny herin' ny masoandro manodidina azy ary mandray hazavana avy aminy: Misy sivy ny planety fantatra hatramin' izao. [1.1]
Voambolana  5 Haikintana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12