|
|
|
|

Teny iditra1 plaky
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Takela-by misy filazana.
4Takela-pitaratra rakotra zavatra natao ho mora handray hazavana, fampiasa amin' ny fakan-tsary fotografia. [1.1]
5takelaka na velatra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6plaque. [1.13]
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 3 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08